Luke 12:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha ny ahitra izay any an-tsaha anio, nefa hatao ao am-patana rahampitso, no ampitafin’Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo ry kely finoana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha toy izany àry no ampitafian’Andriamanitra ny ahitra izay eny an-tsaha anio nefa hariana any am-patana rahampitso, tsy mainka va ianareo, ry kely finoana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafîn’Andriamanitra toy izany ny ahitra izay eny an-tsaha anio nefa atsipy any am-patana rahampitso, ka ianareo indray ve no tsy hampitafîny, ry kely finoana?
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny ahitra izay any an-tsaha anio, nefa hatao ao am-patana rahampitso, no ampitafin'Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo ry kely finoana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha ny ahitra izay any an-tsaha anio, nefa hatao ao am-patana rahampitso, no ampitafin’Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo ry kely finoana?
malagasy
Ary raha ny ahitra izay any an-tsaha anio, nefa hatao ao am-patana rahampitso, no ampitafin'Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo ry kely finoana?