Luke 12:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza mitady izay hohaninareo na izay hosotroinareo ianareo, ary aza miahiahy foana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka aoka re ianareo tsy hikaroka izay hohaninareo na izay hosotroinareo, ary aza be ahiahy foana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza ny fikatsahana ny hohanina sy hosotroina no hany ilofosana ary aza mitebiteby foana ianareo.
Malagasy Bible 1865
Koa aza mitady izay hohaninareo na izay hosotroinareo ianareo, ary aza miahanahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza mitady izay hohaninareo na izay hosotroinareo ianareo, ary aza miahiahy foana.
malagasy
Koa aza mitady izay hohaninareo na izay hosotroinareo ianareo, ary aza miahanahana.[Na: aza aingaingain'ny fanantenana foana]