Luke 12:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na inona na inona teneninareo ao amin’ny maizina dia ho re eo amin’ny mazava; ary izay bitsihinareo mangingina ao amin’ny efitrano dia hotorìna eny amin’ny tampon-trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izay rehetra nolazainareo tao amin’ny maizina dia ho re ao amin’ny mazava, ary izay nobitsihinareo tamin’ny sofina tao an-trano, dia hotorina eny an-tafon-trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, izay rehetra nolazainareo tao amin’ny maizina dia ho re ao amin’ny mazava; ary izay nobitsihinareo tao an’efitra mangina dia hantsoantsoina eny an-tampon-trano.
Malagasy Bible 1865
Koa na inona na inona teneninareo ao amin'ny maizina dia ho re eo amin'ny mazava; ary izay bitsihinareo mangingina ao amin'ny efi-trano dia hotorina eo amin'ny tampon-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na inona na inona teneninareo ao amin’ny maizina dia ho re eo amin’ny mazava; ary izay bitsihinareo mangingina ao amin’ny efitrano dia hotorìna eny amin’ny tampon-trano*.
malagasy
Koa na inona na inona teneninareo ao amin'ny maizina dia ho re eo amin'ny mazava; ary izay bitsihinareo mangingina ao amin'ny efi-trano dia hotorina eo amin'ny tampon-trano.