Luke 12:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa katsaho ny fanjakany; dia hanampy ho anareo izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa katsaho àry aloha ny fanjakan’Andriamanitra, dia homena anareo ho fanampiny izany rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Katsaho àry ny Fanjakàn’Andriamanitra, dia homena anareo ireny ho fanampiny!
Malagasy Bible 1865
Kanefa katsaho ny fanjakany; dia hanampy ho anareo izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa katsaho ny fanjakany; dia hanampy ho anareo izany zavatra izany.
malagasy
Kanefa katsaho ny fanjakany; dia hanampy ho anareo izany zavatra izany.[Na: (ny fanjakan'Andriamanitra)]