Luke 12:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay itoeran’ny harenanareo dia ho any koa ny fonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay misy ny harenareo no hisy ny fonareo koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay misy ny harenareo no hisy ny fonareo koa!
Malagasy Bible 1865
Fa izay itoeran'ny harenareo, dia ho any koa ny fonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay itoeran’ny harenanareo dia ho any koa ny fonareo.
malagasy
Fa izay itoeran'ny harenareo, dia ho any koa ny fonareo.