Luke 12:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hisikina ianareo, ary aoka hirehitra ny jironareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aoka ho voaetra ny andilanareo, ary ho voarehitra ny jironareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aoka ho vonona lalandava ka ny lambanareo sikino ary ny jironareo areheto.
Malagasy Bible 1865
Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hisikina ianareo, ary aoka hirehitra ny jironareo;
malagasy
Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo;