Luke 12:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin’ny fampakaram-bady izy, koa nony tonga sy mandondòna izy dia vohàny miaraka amin’izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova toy ny olona izay miandry ny fotoana hiverenan’ny tompony avy any amin’ny fampakaram-bady, mba hamoha azy miaraka amin’izay raha vantany vao tonga sy mandondòna izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaova toy ny mpanompo miandry izay hiverenan’ny tompony avy any amin’ny fanasana; raha vao tonga sy mandondòna izy, dia vohain’ny mpanompony miaraka amin’izay.
Malagasy Bible 1865
ary aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin'ny fampakaram-bady izy, ka nony tonga sy mandondòna izy, dia vohany miaraka amin'izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin’ny fampakaram-bady izy, koa nony tonga sy mandondòna izy dia vohàny miaraka amin’izay.
malagasy
ary aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin'ny fampakaram-bady izy, ka nony tonga sy mandondòna izy, dia vohany miaraka amin'izay.