Luke 12:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na amin’ny fotoam-piambenana faharoa amin’ny alina izy no tonga na amin’ny fotoam-piambenana fahatelo ka mahita toy izany dia sambatra ireo mpanompo ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na tonga amin’ny fiambenana faharoa izy, na tonga amin’ny fiambenana fahatelo ka mahatratra azy manao toy izany, dia sambatra ireo mpanompo ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na misasakalina na maneno akoho no ahatongavan’ny tompony ka mahita ireo mpanompo miari-tory toy izany, dia sambatra ireo mpanompo ireo!
Malagasy Bible 1865
Ary na avy amin'ny fiambenana faharoa amin'ny alina izy, na avy amin'ny fiambenana fahatelo, ka mahita toy izany, dia sambatra ireo mpanompo ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na amin’ny fotoam-piambenana faharoa amin’ny alina izy no tonga na amin’ny fotoam-piambenana fahatelo ka mahita toy izany dia sambatra ireo mpanompo ireo.
malagasy
Ary na avy amin'ny fiambenana faharoa amin'ny alina izy, na avy amin'ny fiambenana fahatelo, ka mahita toy izany, dia sambatra ireo mpanompo ireo.