Luke 12:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantaro izao, fa raha fantatry ny tompon-trano izay ora hiavian’ny mpangalatra dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hovakina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fantaro tsara fa raha fantatry ny tompon-trano ny ora hiavian’ny mpangalatra, dia hiambina izy, fa tsy hamela ny tranony hotamìna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no ataovy an-tsaina: raha fantatry ny tompon-trano ny ora iavian’ny mpangalatra, dia tsy havelany hotamîna ny tranony!
Malagasy Bible 1865
Ary fantaro izao, fa raha fantatry ny tompon-trano izay ora hihavian'ny mpangalatra, dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hotamina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantaro izao, fa raha fantatry ny tompon-trano izay ora hiavian’ny mpangalatra dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hovakina.
malagasy
Ary fantaro izao, fa raha fantatry ny tompon-trano izay ora hihavian'ny mpangalatra, dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hotamina.