Luke 12:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lazaiko aminareo sakaizako hoe: Aza matahotra izay mamono ny tena, nefa aorianan’izany dia tsy mahavita na inona na inona mihoatra noho izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no lazaiko aminareo sakaizako: Aza matahotra izay mahafaty ny nofo, nefa raha efa izany tsy afa-manoatra intsony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao no lazaiko aminareo sakaizako: aza matahotra ireo mahafaty ny vatana, kanefa tsy afa-manao mihoatra an’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary lazaiko aminareo sakaizako hoe: Aza matahotra izay mamono ny tena, nefa nony afaka izany, dia tsy mahay manao mihoatra noho izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lazaiko aminareo sakaizako hoe: Aza matahotra izay mamono ny tena, nefa aorianan’izany dia tsy mahavita na inona na inona mihoatra noho izany.
malagasy
Ary lazaiko aminareo sakaizako hoe: Aza matahotra izay mamono ny tena, nefa nony afaka izany, dia tsy mahay manao mihoatra noho izany.