Luke 12:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia miomàna koa ianareo; fa ho avy ny Zanak’Olona amin’izay ora tsy ampoizinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mivonòna koa ianareo, fa ho avy amin’izay ora tsy ampoizinareo ny Zanak’olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo koa, aoka ho vonona hatrany, fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Dia miomàna koa ianareo; fa ho avy ny Zanak'olona amin'izay ora tsy ampoizinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia miomàna koa ianareo; fa ho avy ny Zanak’Olona* amin’izay ora tsy ampoizinareo.
malagasy
Dia miomàna koa ianareo; fa ho avy ny Zanak'olona amin'izay ora tsy ampoizinareo.