Luke 12:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Petera: Tompoko, ho anay va no ilazanao izany fanoharana izany sa ho an’ny olona rehetra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Piera taminy: «Tompoko, ho anay ihany va no ilazanao izany fanoharana izany, sa ho an’ny olona rehetra koa?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niteny i Petera nanao hoe: –Izahay ihany ve no ilazanao izany fanoharana izany sa ny olona rehetra koa?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Petera: Tompoko, izahay va no ilazanao izany fanoharana izany, sa ny olona rehetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Petera: Tompoko, ho anay va no ilazanao izany fanoharana izany sa ho an’ny olona rehetra?
malagasy
Ary hoy Petera: Tompoko, izahay va no ilazanao izany fanoharana izany, sa ny olona rehetra?