Luke 12:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny Tompo: Iza moa no mpitandrin-draharaha mahatoky sy manan-tsaina, izay hotendren’ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy anjara sakafo ara-potoana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny Tompo: «Iza no mpitandrim-pananana mahatoky sy hendry izay notendren’ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy ny anjara variny ara-potoana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny Tompo hoe: –Iza moa no mpanompo mahatoky sy mato-tsaina notendren’ny tompony ho mpandraharaha hifehy ireo mpanompony sady hanome azy ireo ny anjara sakafony ara-potoana?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny Tompo: Iza moa no mpitandri-draharaha mahatoky sy manan-tsaina, izay hotendren'ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy anjara hanina amin'ny fotoana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny Tompo: Iza moa no mpitandrin-draharaha mahatoky sy manan-tsaina, izay hotendren’ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy anjara sakafo ara-potoana?
malagasy
Ary hoy ny Tompo: Iza moa no mpitandri-draharaha mahatoky sy manan-tsaina, izay hotendren'ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy anjara hanina amin'ny fotoana?