Luke 12:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny mpanompo izay ho hitan’ny tompony fa indro, manatanteraka izany, raha avy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izany mpanompo izany raha tratran’ny tompony manao tahaka izany raha avy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra io mpanompo io raha tonga ny tompony ka mahatratra azy manao raharaha toy izany.
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny mpanompo Izay ho hitan'ny tompony fa, indreo, manao toy izany, raha avy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny mpanompo izay ho hitan’ny tompony fa indro, manatanteraka izany, raha avy izy.
malagasy
Sambatra ny mpanompo Izay ho hitan'ny tompony fa, indreo, manao toy izany, raha avy izy.