Luke 12:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina fa hotendreny ho mpiandraikitra ny fananany rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina aminareo fa hotendreny ho mpitandrina ny fananany rehetra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa hotendren’ny tompony hiadidy ny fananany rehetra izy.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina fa hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina fa hotendreny ho mpiandraikitra ny fananany rehetra izy.
malagasy
Lazaiko aminareo marina fa hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.