Luke 12:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay mpanompo izay mahafantatra ny sitrapon’ny tompony ihany nefa tsy miomana na manatanteraka izay sitraky ny fony dia hokapohina be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mpanompo nahalala ny sitrapon’ny tompony ihany nefa tsy niomana, na tsy nanao araka ny sitrapony, no hokapohina imbetsaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpanompo mahalala tsara ny sitrapon’ny tompony, nefa tsy mivonon-kanao ary tsy manatontosa, dia hahazo kapoka be.
Malagasy Bible 1865
Fa ilay mpanompo izay mahalala ny sitrapon'ny tompony ihany ka tsy miomana na manao izay sitraky ny fony dia hokapohina be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay mpanompo izay mahafantatra ny sitrapon’ny tompony ihany nefa tsy miomana na manatanteraka izay sitraky ny fony dia hokapohina be.
malagasy
Fa ilay mpanompo izay mahalala ny sitrapon'ny tompony ihany ka tsy miomana na manao izay sitraky ny fony dia hokapohina be.