Luke 12:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga hanipy afo etỳ ambonin’ny tany Aho; koa toy inona ny faniriako mba hirehetan’izany sahady?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tonga hanipy afo etỳ ambonin’ny tany Aho, ka akory ity faniriako mba hirehetan’izany sahady!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Hanipy afo eto ambonin’ny tany no nahatongavako, ka irîko dia irîko tokoa ny hirehetany sahady!
Malagasy Bible 1865
Tonga hanipy afo etỳ ambonin'ny tany Aho, ka manao ahoana ny faniriako mba hirehetan'izany sahady?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga hanipy afo etỳ ambonin’ny tany Aho; koa toy inona ny faniriako mba hirehetan’izany sahady?
malagasy
Tonga hanipy afo etỳ ambonin'ny tany Aho, ka manao ahoana ny faniriako mba hirehetan'izany sahady?[Na: ary inona intsony no iriko, raha mirehitra sahady izany?]