Luke 12:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manampahefana hanary any amin’ny afobe, rehefa nahafaty; eny, hoy Aho aminareo: Matahora Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hany tokony hatahoranareo dia izao: matahora izay manam-pahefana hamarina any amin’ny afobe rehefa novonoiny ianareo; eny, hoy Izaho aminareo, matahora azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hasehoko anareo izay tokony hatahoranareo: matahora an’Andriamanitra Izay manam-pahefana hamarina anareo any amin’ny lohasahan’afo rehefa novonoiny ianareo; eny, hoy Aho aminareo, Izy ihany no atahory.
Malagasy Bible 1865
Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: Matahora Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manampahefana hanary any amin’ny afobe*, rehefa nahafaty; eny, hoy Aho aminareo: Matahora Azy.
malagasy
Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: Matahora Azy.[Gr. Gehena]