Luke 12:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary manana batisa hanaovana Ahy batisa Aho; koa toy inona ny tebitebiko ambara-pahatanterany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary manana batemy hanaovana batemy Ahy koa Aho, ka ory manao ahoana Aho ambara-pahatanterak’izany!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy batisa tsy maintsy hirosoako, ka may erỳ Aho miandry ny hahatanterahany!
Malagasy Bible 1865
Ary manana batisa hanaovana Ahy batisa Aho, ka manao ahoana ny fahoriako ambara-pahatanterahany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary manana batisa hanaovana Ahy batisa Aho; koa toy inona ny tebitebiko ambara-pahatanterany!
malagasy
Ary manana batisa hanaovana Ahy batisa Aho, ka manao ahoana ny fahoriako ambara-pahatanterahany!