Luke 12:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Heverinareo va fa tonga hanome fihavanana etỳ ambonin’ny tany Aho? Tsia, hoy Aho aminareo fa fampisarahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Moa ataonareo fa tonga hitondra fihavanana etỳ an-tany Aho? Tsia, hoy Izaho aminareo, fa fampisarahana aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Heverinareo moa fa tonga eto an-tany Aho mba hampihavana? Tsia, hoy Aho aminareo, fa hampifanohitra.
Malagasy Bible 1865
Ataonareo va fa tonga hanome fihavanana ambonin'ny tany Aho? Tsia, hoy Izaho aminareo, fa fampisarahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Heverinareo va fa tonga hanome fihavanana etỳ ambonin’ny tany Aho? Tsia, hoy Aho aminareo fa fampisarahana.
malagasy
Ataonareo va fa tonga hanome fihavanana ambonin'ny tany Aho? Tsia, hoy Izaho aminareo, fa fampisarahana.