Luke 12:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hatramin’izao dia hisy dimy hisara-tsaina ao amin’ny trano iray, ny telo dia hanohitra ny roa ary ny roa dia hanohitra ny telo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria hatramin’izao raha olona dimy an-trano iray, dia hanao an-daniny, ka hifanohitra ny telo amin’ny roa, ary ny roa amin’ny telo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, manomboka izao ny olona dimy iray trano dia hifanohitra: ny telo hanohitra ny roa ary ny roa hanohitra ny telo.
Malagasy Bible 1865
Fa hatramin'izao dia hisy dimy hisara-tsaina ao an-trano iray, ny telo hanohitra ny roa, ary ny roa hanohitra ny telo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hatramin’izao dia hisy dimy hisara-tsaina ao amin’ny trano iray, ny telo dia hanohitra ny roa ary ny roa dia hanohitra ny telo.
malagasy
Fa hatramin'izao dia hisy dimy hisara-tsaina ao an-trano iray, ny telo hanohitra ny roa, ary ny roa hanohitra ny telo.