Luke 12:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisara-tsaina ireo, koa ny ray dia hanohitra ny zanakalahy ary ny zanakalahy dia hanohitra ny ray; ny reny dia hanohitra ny zanakavavy ary ny zanakavavy dia hanohitra ny reny; ny rafozam-bavy dia hanohitra ny vinantovaviny, ary ny vinantovavy dia hanohitra ny rafozam-bavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ray amin’ny zanany lahy, ary ny zanaka lahy amin’ny rainy; ny reny amin’ny zanany vavy, ary ny zanaka vavy amin’ny reniny; ny rafozam-bavy amin’ny vinantony vavy, ary ny vinanto vavy amin’ny rafozany vavy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hifanohitra ny mpianakavy ka ny ray hanohitra ny zanany lahy, ary ny zanaka lahy hanohitra ny rainy; ny reny hanohitra ny zanany vavy, ary ny zanaka vavy hanohitra ny reniny; ny rafozam-bavy hanohitra ny vinantovaviny, ary ny vinantovavy hanohitra ny rafozam-baviny.
Malagasy Bible 1865
Hisara-tsaina ireo, ka ny ray hanohitra ny zananilahy, ary ny zanakalahy hanohitra ny rainy; ny reny hanohitra ny zananivavy, ary ny zanakavavy hanohitra ny reniny; ny rafozam-bavy hanohitra ny vinantoni-vavy, ary ny vinantovavy hanohitra ny rafozani-vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisara-tsaina ireo, koa ny ray dia hanohitra ny zanakalahy ary ny zanakalahy dia hanohitra ny ray; ny reny dia hanohitra ny zanakavavy ary ny zanakavavy dia hanohitra ny reny; ny rafozam-bavy dia hanohitra ny vinantovaviny, ary ny vinantovavy dia hanohitra ny rafozam-bavy.
malagasy