Luke 12:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy tamin’ny vahoaka: Raha mahita rahona miposaka any andrefana ianareo, miaraka amin’izay, dia hoy ianareo: Ho avy ny ranonorana; dia tonga izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa Izy tamin’ny vahoaka: «Raha vao mahita rahona avy any andrefana ianareo, dia manao hoe: ‹Ho avy ny orana›, ka avy tokoa izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ny vahoaka: –Raha vao hitanareo miakatra avy any andrefana ny rahona, dia hoy ianareo hoe: «Ho avy ny orana», ary izany tokoa!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy tamin'ny vahoaka: Raha mahita rahona miposaka any andrefana ianareo, miaraka amin'izay dia hoy ianareo: Ho avy ny ranonorana; dia tonga izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy tamin’ny vahoaka: Raha mahita rahona miposaka any andrefana ianareo, miaraka amin’izay, dia hoy ianareo: Ho avy ny ranonorana; dia tonga izany.
malagasy
Ary hoy Jesosy tamin'ny vahoaka: Raha mahita rahona miposaka any andrefana ianareo, miaraka amin'izay dia hoy ianareo: Ho avy ny ranonorana; dia tonga izany.