Luke 12:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha avy any atsimo ny rivotra dia hoy ianareo: Hafana ny andro; dia tonga izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha renareo avy atsimo ny rivotra, dia hoy ianareo: ‹Hafana ny andro›, ka tonga tokoa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha mitsoka avy any atsimo ny rivotra, dia hoy ianareo hoe: «Hafana ny andro», ary izany tokoa!
Malagasy Bible 1865
Ary raha avy any atsimo ny rivotra, dia hoy ianareo: Hafana ny andro; dia tonga izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha avy any atsimo ny rivotra dia hoy ianareo: Hafana ny andro; dia tonga izany.
malagasy
Ary raha avy any atsimo ny rivotra, dia hoy ianareo: Hafana ny andro; dia tonga izany.