Luke 12:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ianareo no tsy mahay mitsara izay marina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana koa no tsy amantaran’ny tenanareo izay marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no tsy ny tenanareo ihany no mpitsara mahita izay rariny sy hitsiny?
Malagasy Bible 1865
Nahoana ianareo no tsy mahalala mitsara araka ny marina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ianareo no tsy mahay mitsara izay marina?
malagasy
Nahoana ianareo no tsy mahalala mitsara araka ny marina? [Na: Nahoana ianareo no tsy mahay mitsara marina avy ao am-ponareo ihany?]