Luke 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy asariona roa va no vidin’ny tsintsina dimy? Nefa tsy misy hadinoina eo anatrehan’Andriamanitra ireny na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy ilavoamena va no vidin’ny fody dimy? Kanefa tsy misy hadinoina eo anatrehan’Andriamanitra amin’ireny na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ampahafolon’ny denàry monja ve no vidin’ny fody dimy? Kanefa tsy misy hadinon’Andriamanitra izy ireny na iray aza.
Malagasy Bible 1865
Tsy eranambatry va no vidin'ny tsintsina dimy? nefa tsy misy hadinoina eo anatrehan'Andriamanitra ireny na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy asariona* roa va no vidin’ny tsintsina dimy? Nefa tsy misy hadinoina eo anatrehan’Andriamanitra ireny na dia iray akory aza.
malagasy
Tsy eranambatry va no vidin'ny tsintsina dimy? nefa tsy misy hadinoina eo anatrehan'Andriamanitra ireny na dia iray akory aza.