Luke 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Koa aza matahotra àry, fa mihoatra lavitra noho ny fody maro ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ny volon-dohanareo aza dia fantatr’Andriamanitra ny isany: koa aza matahotra, fa sarobidy noho ny fody maro ianareo!
Malagasy Bible 1865
Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo.
malagasy