Luke 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ny olona dia heken’ny Zanak’Olona izy eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary lazaiko aminareo koa fa na iza na iza hanaiky Ahy eo anatrehan’ny olona dia hoeken’ny Zanak’olona koa izy eo anatrehan’ny Anjelin’Andriamanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao no lazaiko aminareo: na iza na iza manaiky ho mpiandany amiko eo anatrehan’ny olona, ny Zanak’olona koa mba hanaiky ho mpiandany aminy eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona, dia heken'ny Zanak'olona kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ny olona dia heken’ny Zanak’Olona* izy eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra;
malagasy
Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona, dia heken'ny Zanak'olona kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra;