Luke 12:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay mandà Ahy eo anatrehan’ny olona dia holavina kosa izy eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay handà Ahy eo anatrehan’ny olona kosa dia holavina koa izy eo anatrehan’ny Anjelin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay mandà tsy ho mpiandany amiko eo anatrehan’ny olona, ny Zanak’olona koa mba handà tsy ho mpiandany aminy eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa izay mandà Ahy eo anatrehan'ny olona, dia holavina kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay mandà Ahy eo anatrehan’ny olona dia holavina kosa izy eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra.
malagasy
Fa izay mandà Ahy eo anatrehan'ny olona, dia holavina kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra.