Luke 13:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nisy ny sasany teo izay nanambara tamin’i Jesosy ny nanjo ireo Galiliana izay naharoharon’i Pilato tamin’ny fanatiny ny rany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany koa no nisy olona sasany tonga nilaza tamin’i Jesoa ny nanjò an’ireo Galileanina, fa nalatsak’i Pilaty niaraka tamin’ny soron’izy ireo ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy olona tonga nitantara tamin’i Jesoa momba ireo Galileanina izay nanolotra sorona ho an’Andriamanitra iny indrindra no novonoin’i Pilato.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany nisy ny sasany teo izay nanambara tamin'i Jesosy ny nanjo ny Galiliana, izay naharoharon'i Pilato tamin'ny fanatiny ny ràny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nisy ny sasany teo izay nanambara tamin’i Jesosy ny nanjo ireo Galiliana izay naharoharon’i Pilato tamin’ny fanatiny ny rany.
malagasy
Ary tamin'izany andro izany nisy ny sasany teo izay nanambara tamin'i Jesosy ny nanjo ny Galiliana, izay naharoharon'i Pilato tamin'ny fanatiny ny ràny.