Luke 13:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampianatra tao amin’ny sinagoga iray Jesosy tamin’ny Sabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nampianatra tao amin’ny sinagoga anankiray i Jesoa indray sabata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampianatra tao amin’izay sinagôga izay i Jesoa indray sabata.
Malagasy Bible 1865
Ary nampianatra tao amin'ny synagoga anankiray Jesosy tamin'ny Sabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampianatra tao amin’ny sinagoga* iray Jesosy tamin’ny Sabata*.
malagasy
Ary nampianatra tao amin'ny synagoga anankiray Jesosy tamin'ny Sabata.