Luke 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahita azy Jesosy dia niantso azy ka niteny hoe: Ravehivavy, afaka amin’ny rofinao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita azy i Jesoa dia niantso azy ka nanao taminy hoe: «Ravehivavy, afaka ny aretinao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso azy i Jesoa nony nahita azy, ka nanao taminy hoe: –Ramatoa, afaka amin’ny rofinao ianao!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nahita azy Jesosy, dia niantso azy ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, afaka amin'ny rofinao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahita azy Jesosy dia niantso azy ka niteny hoe: Ravehivavy, afaka amin’ny rofinao ianao.
malagasy
Ary rehefa nahita azy Jesosy, dia niantso azy ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, afaka amin'ny rofinao ianao.