Luke 13:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Tompo namaly azy hoe: Ry mpihatsaravelatsihy, moa tsy samy mamaha ny ombiny na ny borikiny hiala amin’ny fihinanam-bilona va ianareo amin’ny Sabata ka mitondra azy hisotro rano?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’ny Tompo azy: «Ry mpihatsaravelatsihy, moa tsy samy mamaha ny ombiny na ny ampondrany hiala amin’ny tranony avy ianareo, ka mitondra azy hisotro rano na dia sabata aza ny andro?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’ny Tompo azy: –Mpihatsaravelatsihy raha ianareo! Amin’ny andro sabata, moa tsy samy mamaha ny ombiny na ny borikiny hiala amin’ny fihinanam-bilona avy ianareo ka mitondra azy hisotro rano?
Malagasy Bible 1865
Fa namaly azy ny Tompo ka nanao hoe: Ry mpihatsaravelatsihy, moa tsy samy mamaha ny ombiny na ny borikiny hiala amin'ny fihinanam-bilona amin'ny Sabata va ianareo ka mitondra azy hisotro rano?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Tompo namaly azy hoe: Ry mpihatsaravelatsihy, moa tsy samy mamaha ny ombiny na ny borikiny hiala amin’ny fihinanam-bilona va ianareo amin’ny Sabata ka mitondra azy hisotro rano?
malagasy
Fa namaly azy ny Tompo ka nanao hoe: Ry mpihatsaravelatsihy, moa tsy samy mamaha ny ombiny na ny borikiny hiala amin'ny fihinanam-bilona amin'ny Sabata va ianareo ka mitondra azy hisotro rano?