Luke 13:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nilaza izany Izy dia nangaihay izay rehetra nanohitra Azy; fa ny vahoaka rehetra dia nifaly noho ny zavatra malaza rehetra izay nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’Izy niteny izany, izay rehetra nanohitra Azy dia nangaihay foana, fa ny vahoaka rehetra kosa nifaly noho ny zavatra malaza rehetra nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangaihay izay rehetra mpanohitra an’i Jesoa noho izany valin-teniny izany, fa ny vahoaka manontolo kosa niravoravo noho ny zavatra malaza rehetra nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nilaza izany Izy, dia nangaihay izay rehetra nanohitra Azy; fa ny vahoaka rehetra nifaly noho ny zavatra malaza rehetra nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nilaza izany Izy dia nangaihay izay rehetra nanohitra Azy; fa ny vahoaka rehetra dia nifaly noho ny zavatra malaza rehetra izay nataony.
malagasy
Ary raha nilaza izany Izy, dia nangaihay izay rehetra nanohitra Azy; fa ny vahoaka rehetra nifaly noho ny zavatra malaza rehetra nataony.