Luke 13:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy: Tahaka ny inona ny fanjakan’Andriamanitra? Ary inona no hanoharako azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa i Jesoa: «Ny inona no tahaka ny fanjakan’Andriamanitra, ary ny inona no hanoharako azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia hoy i Jesoa hoe: –Tahaka ny inona ny Fanjakàn’Andriamanitra? Inona no hanoharako azy?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy: Tahaka ny inona ny fanjakan'Andriamanitra? ary inona no hanoharako azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy: Tahaka ny inona ny fanjakan’Andriamanitra? Ary inona no hanoharako azy?
malagasy
Dia hoy Jesosy: Tahaka ny inona ny fanjakan'Andriamanitra? ary inona no hanoharako azy?