Luke 13:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy namaly azy hoe: Heverinareo va fa ireny Galiliana ireny no mpanota mihoatra noho ny Galiliana rehetra satria niharan’izany zavatra izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary novaliany hoe: «Moa ataonareo fa ireny Galileanina ireny dia mpanota mihoatra noho ny Galileanina rehetra matoa nozoin-doza toy izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Heverinareo ve fa ireo Galileanina ireo, matoa nozoin-doza toy izany, dia mpanota mihoatra noho ny Galileanina rehetra?
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ataonareo va fa ireny Galiliana ireny no mpanota mihoatra noho ny Galiliana rehetra, satria nozoin'izany zavatra izany izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy namaly azy hoe: Heverinareo va fa ireny Galiliana ireny no mpanota mihoatra noho ny Galiliana rehetra satria niharan’izany zavatra izany?
malagasy
Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ataonareo va fa ireny Galiliana ireny no mpanota mihoatra noho ny Galiliana rehetra, satria nozoin'izany zavatra izany izy?