Luke 13:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa Jesosy: Inona no hanoharako ny fanjakan’Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy indray Izy: «Inona no hanoharako ny fanjakan’Andriamanitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Jesoa hoe: –Inona koa no hanoharako ny Fanjakàn’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Jesosy: Inona no hanoharako ny fanjakan'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa Jesosy: Inona no hanoharako ny fanjakan’Andriamanitra?
malagasy
Ary hoy koa Jesosy: Inona no hanoharako ny fanjakan'Andriamanitra?