Luke 13:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny masirasira izy, izay nalain’ny vehivavy iray ka nafangarony tamin’ny koba intelon’ny famarana, mandra-pahazon’ny masirasira azy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny lalivay izay nalain’ny vehivavy anankiray izy, ka nampifangaroiny tamin’ny lafarina intelon’ny famarana mba hampibohaka ny koban-dafarina rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny leviora nalain’ity vehivavy anankiray ary nafangarony tamin’ny koba eran’ny kovetabe mandra-pibohaky ny koba manontolo.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny masirasira izy, izay nalain'ny vehivavy anankiray ka nataony tao amin'ny koba intelon'ny famarana, mandra-pahazon'ny masirasira azy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny masirasira izy, izay nalain’ny vehivavy iray ka nafangarony tamin’ny koba intelon’ny famarana, mandra-pahazon’ny masirasira azy rehetra.
malagasy
Tahaka ny masirasira izy, izay nalain'ny vehivavy anankiray ka nataony tao amin'ny koba intelon'ny famarana, mandra-pahazon'ny masirasira azy rehetra.[Gr. nafeniny]