Luke 13:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha nitety tanàna sy vohitra Jesosy ka nampianatra sady nandroso hankany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitety ny tanàna sy ny vohitra Izy ka nampianatra sy nandroso ho any Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitety tanàn-dehibe sy tanàna kely i Jesoa nampianatra sady nandroso nankany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna sy ny vohitra nampianatra sady nandroso hankany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha nitety tanàna sy vohitra Jesosy ka nampianatra sady nandroso hankany Jerosalema.
malagasy
Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna sy ny vohitra nampianatra sady nandroso hankany Jerosalema.