Luke 13:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny olona iray taminy: Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin’ny olona:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy olona anankiray nanontany Azy hoe: «Tompoko, moa dia vitsy ihany no ho voavonjy?» Ka hoy Izy tamin’ny olona:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy olona anankiray nanontany Azy hoe: –Moa vitsy ve, ry Tompo, ny olona ho voavonjy? Ary hoy i Jesoa tamin’ny vahoaka:
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny anankiray taminy; Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin'ny olona:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny olona iray taminy: Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin’ny olona:
malagasy
Dia hoy ny anankiray taminy; Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin'ny olona: