Luke 13:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misisiha hiditra amin’ny varavarana ety ianareo; fa hoy Aho aminareo: Maro no hitady hiditra fa tsy ho afaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mikeleza aina hiditra amin’ny varavarana ety; fa lazaiko aminareo fa maro no hitady hiditra nefa tsy ho afaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ataovy mihitsy izay hahatafiditra eo amin’ny varavarana èty: fa maro, hoy Aho aminareo, no hitady hiditra nefa tsy ho afaka!
Malagasy Bible 1865
Miseseha hiditra amin'ny varavarana etỳ ianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misisiha hiditra amin’ny varavarana ety ianareo; fa hoy Aho aminareo: Maro no hitady hiditra fa tsy ho afaka.
malagasy
Miseseha hiditra amin'ny varavarana etỳ ianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka.