Luke 13:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary amin’izay ianareo dia hilaza hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay ary nampianatra teny an-dalambenay Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’izay ianareo dia hanao hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay, ary nampianatra teny amin’ny kianjanay Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ianareo, dia hanao hoe: «Olona niara-nihinana sy nisotro taminao izahay, ary nampianatra teny an-dalamben’ny tanànanay ianao!»
Malagasy Bible 1865
ary amin'izay ianareo dia hanao hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay, ary nampianatra teny an-dalambenay Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary amin’izay ianareo dia hilaza hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay ary nampianatra teny an-dalambenay Ianao.
malagasy
ary amin'izay ianareo dia hanao hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay, ary nampianatra teny an-dalambenay Hianao.