Luke 13:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy hiteny aminareo hoe: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza ianareo; mialà amiko, ianareo rehetra mpanao heloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hovaliany hoe: Lazaiko aminareo fa tsy fantatro izay niavianareo; mialà amiko ianareo rehetra mpanao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mbola hovaliany hoe: «Tsy fantatro mihitsy izay fiavianareo; mialà amiko, ry mpanao ratsy isany!»
Malagasy Bible 1865
Fa Izy hiteny hoe: Lazaiko aminareo: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza ianareo; mialà amiko, ianareo rehetra mpanao meloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy hiteny aminareo hoe: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza ianareo; mialà amiko, ianareo rehetra mpanao heloka.
malagasy
Fa Izy hiteny hoe: Lazaiko aminareo: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza ianareo; mialà amiko, ianareo rehetra mpanao meloka.