Luke 13:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify, rehefa mahita an’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba sy ny mpaminany rehetra eo amin’ny fanjakan’Andriamanitra ianareo, fa ianareo kosa dia voaroaka any ivelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’izay vao hisy fitomaniana sy fikitroha-nify, rehefa hitanareo eo amin’ny fanjakan’Andriamanitra i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba mbamin’ny mpaminany rehetra, fa ianareo kosa ho voaroaka any ivelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any tokoa ianareo no hitomany sy hikitro-nify, rehefa hitanareo ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra ry i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba mbamin’ny mpaminany rehetra; fa ianareo kosa voaroaka any ivelany.
Malagasy Bible 1865
Any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify, raha mahita an'i Abrahama sy Isaka sy Jakoba ary ny mpaminany rehetra eo amin'ny fanjakan'Andriamanitra ianareo, fa ny tenanareo kosa dia voaroaka any ivelany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify, rehefa mahita an’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba sy ny mpaminany rehetra eo amin’ny fanjakan’Andriamanitra ianareo, fa ianareo kosa dia voaroaka any ivelany.
malagasy