Luke 13:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho tonga ny avy any atsinanana sy ny avy any andrefana ary ny avy any avaratra sy ny avy any atsimo ka hipetraka hisakafo eo amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisy olona avy any atsinanana sy andrefana, ary avy any avaratra sy atsimo, hipetraka hihinana eo amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tonga ny avy any atsinanana sy andrefana, ary ny avy any avaratra sy atsimo ka hipetraka hiara-misakafo ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Ary ho tonga avy any atsinanana sy avy any andrefana ary avy any avaratra sy avy any atsimo ireny ka hipetraka hihinana eo amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho tonga ny avy any atsinanana sy ny avy any andrefana ary ny avy any avaratra sy ny avy any atsimo ka hipetraka hisakafo eo amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Ary ho tonga avy any atsinanana sy avy any andrefana ary avy any avaratra sy avy any atsimo ireny ka hipetraka hihinana eo amin'ny fanjakan'Andriamanitra.