Luke 13:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsia, hoy Aho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo rehetra dia ho ringana toy izany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsia, hoy Izaho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho very tahaka azy avokoa ianareo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, hoy Aho aminareo, fa raha tsy ialanareo ny toe-dratsinareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Tsia, hoy Izaho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsia, hoy Aho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo rehetra dia ho ringana toy izany koa.
malagasy
Tsia, hoy Izaho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra.