Luke 13:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, misy izay farany ho voalohany ary izay voalohany ho farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro hisy farany izay ho voalohany, ary hisy voalohany izay ho farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary indro misy farany ho voalohany ary misy voalohany ho farany.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, misy ny aoriana ho aloha, ary misy ny aloha ho aoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, misy izay farany ho voalohany ary izay voalohany ho farany.
malagasy
Ary, indro, misy ny aoriana ho aloha, ary misy ny aloha ho aoriana.