Luke 13:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany ora izany indrindra dia nisy Fariseo sasany nankeo amin’i Jesosy ka niteny taminy hoe: Mandehana Ianao ka mialà eto; fa ta hamono Anao i Heroda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay andro izay ihany dia nisy Farisianina sasany nanatona Azy, ka nanao taminy hoe: «Mandehana miala eo ianao, fa tadiavin’i Herôda hovonoina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay fotoana izay, dia nisy Farisianina sasany nankeo amin’i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Mialà teto ianao ka mandehana any an-kafa, satria fofoin’i Herôda ny ainao.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany ora izany indrindra dia nisy Fariseo sasany nankeo amin'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mandehana Hianao, ka mialà eto; fa ta-hamono Anao Heroda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany ora izany indrindra dia nisy Fariseo* sasany nankeo amin’i Jesosy ka niteny taminy hoe: Mandehana Ianao ka mialà eto; fa ta hamono Anao i Heroda.
malagasy
Tamin'izany ora izany indrindra dia nisy Fariseo sasany nankeo amin'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mandehana Hianao, ka mialà eto; fa ta-hamono Anao Heroda.