Luke 13:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy taminy: Mandehana, lazao amin’izany amboahaolo izany hoe: Indro, mandroaka demonia sy manasitrana Aho anio sy ampitso, ary raha afaka ampitso dia hotanterahina ny Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy tamin’ireo: «Mandehana lazao amin’izany amboadia izany hoe: ‹Indro mandroaka demony sy manasitrana marary aho anio sy rahampitso, fa amin’ny andro fahatelo vao ho tanteraka ny amiko.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Ndeha ilazao ilay fosalahy iny hoe: «Indro Aho mandroaka demony sy manasitrana anio sy rahampitso; ary rahafakampitso dia hefaiko ny asako.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Mandehana, lazao amin'izany amboahaolo izany hoe: Indro, mamoaka demonia sy mahasitrana Aho anio sy ampitso, ary raha afaka ampitso dia hotanterahina ny amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy taminy: Mandehana, lazao amin’izany amboahaolo izany hoe: Indro, mandroaka demonia* sy manasitrana Aho anio sy ampitso, ary raha afaka ampitso dia hotanterahina ny Amiko.
malagasy
Fa hoy Izy taminy: Mandehana, lazao amin'izany amboahaolo izany hoe: Indro, mamoaka demonia sy mahasitrana Aho anio sy ampitso, ary raha afaka ampitso dia hotanterahina ny amiko.[ volpa]