Luke 13:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy maintsy mandeha ihany Aho anio sy ampitso ary raha afaka ampitso; fa ny mpaminany dia tsy azo vonoina, raha tsy any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa tsy maintsy tohiziko ihany ny diako anio sy rahampitso ary rahafakampitso; satria tsy mety raha mpaminany ka dia hovonoina ivelan’i Jerosalema.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy maintsy manohy ny diako ihany Aho anio sy rahampitso ary rahafakampitso, satria tsy mety raha mpaminany ka vonoina ivelan’i Jerosalema!
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy maintsy mandeha ihany Aho anio sy ampitso sy raha afaka ampitso; fa ny mpaminany tsy azo vonoina, raha tsy any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy maintsy mandeha ihany Aho anio sy ampitso ary raha afaka ampitso; fa ny mpaminany dia tsy azo vonoina, raha tsy any Jerosalema.
malagasy
Kanefa tsy maintsy mandeha ihany Aho anio sy ampitso sy raha afaka ampitso; fa ny mpaminany tsy azo vonoina, raha tsy any Jerosalema.